Madagascar Native Anthem Text Lyrics

National Anthem

I Ry Tanindrazanay malala ! Ry Madagasikara soa Ny fitiavanay anao tsy miala, Fa ho anao doria tokoa Fiverenana Tahionao, ry Zanahary Ity Nosin-dRazanay ity Hiadana sy ho finaritra He! Sambatra tokoa izahay. [ From: http://www.metrolyrics.com/madagascar-native-anthem-text-lyrics-national-anthem.html ] II Ry Tanindrazanay malala ! Irinay mba hanompoana anao Ny tena sy fo fanahy anananay, 'Zay sarobidy sy mendrika tokoa. III Ry Tanindrazanay malala! Irinay mba hitahiana anao, Ka ilay Nahary izao tontolo izao No fototra ijoroan'ny satanao. Sent by Carlos André Pereira da Silva Branco

Add Tag

Tags

Tell Us What These Lyrics Mean To You...

Mobile Sitehide
Hey, we have a new extension for Chrome: Lyrics for Youtube! More info...